• Ny soratro ho anao...

    Ny soratro, ho anao...
    Dia baiko tsy hay tohaina...
    Avy ao anatiko ao...
    Hametsovetso reo taraina,
    Tebiteby, sy talaho...

    No mba hany soratro
    HO ANAO


    Fanhaiky 08 Avril 2009


    Tags Tags: , , , ,
  • Comments

    1
    Wednesday 8th April 2009 at 22:13
    Androany vao hitako ity blaoginao faharoa ity!
    tena mahafinaritra daholo ireo tononkalo ary hita fa tena vokatry ny fo.

    Ka dia mankasitraka fanhaiky a!
    tsapako ho anaty alahelo izany foana ianao ... ka dia hoy aho hoe :
    mahereza ry fanhaiky
    fa mbola ho avy ny maraina
    ka na ho ela na ho haingana
    tsy maintsy ho foana ireo taraina.
    Suivre le flux RSS des commentaires


    Add comment

    Name / User name:

    E-mail (optional):

    Website (optional):

    Comment: