Eklablog All blogs
Follow this blog Administration + Create my blog
MENU

Ny tontolo ato anatiko

Advertising

Hanoratra aho mba

Hanoratra aho mba

Hanoratra aho mba hizara Izay rehetra azoko ambara na ny ratsy na ny soa dia mbola ho vetsoiko ihany koa hanoratra mba hankato lay misterin’ny haisoratra dia ilay mitoetra tsy ho lo fa hijanona ho soratra hanoratra aho mba hamboraka ireo tebiteby ato...

Read more
Advertising

SATRIA NAMAKO IANAO ...

Ianao no tara-masoandro vaovao,Nitondra hazavana ao anatiko ao,Izaho izay tanaty haizim-pahakiviana,Nefa nasandratrao ho @ hafaliana Eh, soa aho fa nahalala anao Ianao tokoa no nitondra tontolo vaovaoAina nahalena ny tany efa maina Ka nampitsiry indray...

Read more

HO ANAO RY NENY

HO ANAO RY NENY Tsy tononkalo, na koa hainteny Tsy hirahira, na koa rindran-teny No hanehoako ny Fitiavako anao F’ilay toetra tsara nambolenao Ao anatiko ao No hany fanomezan-tsarobidy Atolotro ho anao Neny, Reo teny maminao, Reo tambitambitanao, Reo...

Read more

Anio,

Anio tokoa, lay hany vanin'andro Ahatsiarovako ny nahitako ty masoandro Tonga teto tsy tamin-tsitra-po Fa tonga teto noho ny fitiavan'olon-droa Tonga teto koa, noho ny anjara Mba alahatra ho anatin'ny tantara Dia tantara tsy haiko fiandohana Ary mbola...

Read more
Advertising

TSY HO ADINOIKO…

Aoka fa tsy ho hadinoiko... Ireo tantara efa vita... Eny mbola ho kaloiko... Ary mbola ho ampita... Reo sangisangy nifanaovana Ireo adiady efa nisy Toa ireny no fitaovana Ankehitriny nefa indrisy... Eny tantara sisa Tantara tsy ho voavisavisa Tantara...

Read more

IREO POETA

IREO POETA Moa ireo poeta,tsy mba manam-pifaliana Sa ireo poeta, mpametsovetso ny haratsiana Moa ireo poeta, mba manam-ptiavana Sa ireo poeta, mpamisavisa hasambarana Moa ireo poeta, tsy mba manan’olon-tiana Sa ireo poeta, mpamoaka ny haratsiana Moa ireo...

Read more

AOKA RE!!!

Aoka re izay... Ry milaza azy ho mpitondra mahay, Ry milaza azy ho mpitari-Tolona milay, Ry milaza azy ho mangina feno fahendrena Ho entinareo aiza ny fiainam-pirenena Toa ilaozanareo miady familiana Ka tsy hita marina izay tena hiviliana Samy milaza...

Read more

Ny soratro ho anao...

Ny soratro, ho anao...Dia baiko tsy hay tohaina...Avy ao anatiko ao...Hametsovetso reo taraina,Tebiteby, sy talaho... No mba hany soratro HO ANAO Fanhaiky 08 Avril 2009

Read more
Advertising